| Entry | 1 sakave |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antambahoaka] volana fahafolo amin'ny taona
[1.78] 4 [Antesaka] anaran'ny volana fahasivy amin'ny taona, tonontaona maina, maintany [1.78] 5 [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jolay [1.78] 6 [Tanosy] volana fahasivy amin'ny taona [1.78] |
| Vocabulary | 7 Time |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Updated on 2026/02/04 |
|