Entry firesahana (resaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra
¶ Fifanakalozana hevitra: Tsy nisy firesahana akory dia nanapaka izy
¶ Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana
¶ Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamin-dRabe no nahasosotra an-dRakoto [Rajemisa 1985]
Explanations in French l’action de causer [Abinal 1888]
Examples 
1Sambasamba tamin' izay mba tsy nisy fisavana kahie sy firesahana fianarana. [Andraina: I Vola, page 19]
2Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. [Andraina: Mitaraina, page 11]

Updated on 2020/07/31