Entry dinidinika (dinika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha
Mitovy hevitra: tapatapak' ahitra. [1.1]
Explanations in French Examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte [1.3]
Examples 
1Dinidinika ambany tafo ihany. [2.245]
2Izany hoe, henoy tsara, fa dinidinika no aposako izao. [2.270]
3Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra dinidinika tamin'ny Frantsay tany. [2.508]
4Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny dinidinika nifanaovana tao am-piangonana. [2.470]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2024/01/13