Entry | 1 resahina |
Root | 2 resaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 atao resaka 5 tenenina, lazaina [1.1] |
Explanations in English |
6 to be talked about [1.7] |
Explanations in French |
7 ce dont on cause ; celui à qui l’on parle [1.3] 8 dont on parle [1.8] |
Examples |
9 Inona no resahin-dRakoto sy Rabe teto? [1.1] 10 Noresahinao taminy angaha ilay zavatra [1.1] 11 Inona no resahinareo ? (De quoi causez-vous ?) [1.3] 12 Aza resahinao amin’ olona izany (Ne parlez à personne de cela) [1.3] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |