Entry taria
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Resaka, teny [1.78]
 Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao [1.1]
Explanations in French Causerie interminable [1.54]
Examples Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara: [2.470]
Derivatives 
Analogs  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31