Entry |
dinika
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha:
Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany ¶ Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany:
Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [Rajemisa 1985]
|
English definition | conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [Richardson 1885]
|
| careful examination [Hallanger 1973]
|
French definition | examen, consultation [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Derivations |
Examples |
|
|
Entry |
dinika
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [Rajemisa 1985]
|
English definition | chewing the cud [Hallanger 1973]
|
French definition | rumination [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Derivations |
|
Entry |
dinika
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fahakelezana, faharotsadrotsahana [Rajemisa 1985]
|
Derivations |
Toponymy |
|
|
Entry |
dinika
(dika)
|
Part of speech | passive verb
|
Malagasy definition | Voadika, nodikaina:
Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [Rajemisa 1985]
|
English definition | anything small, minute detail [Richardson 1885]
|
Synonyms | |
Compound words, titles, names |
|
|