Entry ray aman-dreny
Elementary words ray ; amana ; reny
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny ray sy ny reny niteraka [1.1]
 [ raiamandreny ] Lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina [1.62]
Explanations in English A benefactor, a patron; lit. father and mother [1.2]
Explanations in French Père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état
Terme honorifique donné au peuple [1.3]
 Un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait [2.415]
Examples 
1Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja [2.470]
2Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? [2.131]
Compound words 
Other spellings 
Analogs  zokiolona
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/05/21