Entry amana
Part of speech   conjunction [list]
Malagasy definition   Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay [Rajemisa 1985]
English definition   with, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame. [Richardson 1885]
   used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother [Hallanger 1973]
French definition   avec, et, sur, contre [Abinal 1888]
   qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère [Hallanger 1974]
Morphology  
amana
ama-
amam-
aman-
aman'
Compound words, titles, names  

Entry amaña
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsileo] ambana, fandrahonana [Rakotosaona 1972]

Entry Amanà
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Amanà [Baiboly]
English definition   Haman [Baiboly]
French definition   Aman [Baiboly]
Vocabulary  
Synonyms   Hamana
Quotes  
Articles  

Updated on 2017/06/29