Entry | 1 ray aman-dreny |
Elementary words | 2 ray, amana, reny |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny ray sy ny reny niteraka 5 [1.62][raiamandreny] lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina |
Explanations in English |
6 [1.2] a benefactor, a patron; lit. father and mother |
Explanations in French |
7 [1.3#500] père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état terme honorifique donné au peuple 8 [2.415] un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait |
Examples |
9 Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja [2.470] 10 Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? [2.131] |
Other spellings | 11 raiamandreny, rayamandreny |
Analogs | 12 zokiolona |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word ray aman-dreny |
Anagrams | 15 raiamandreny, ray aman-dreny |
Updated on 2023/05/21 |