Entry | 1 hiahia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
volana fahafito amin'ny taona (Jolay) 4 [1.78] [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny volana Mey 5 [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana fahadimy amin'ny taona 6 [1.78] [Tanala] volana fahadimy amin'ny taona, fotoana ny ririnina 7 [1.78] [Tanosy] volana fahafito amin'ny taona 8 [2.584] [Tandroy] mars |
Explanations in French |
9 [1.19] [Sakalava]
lune de mai ; mois sakalava correspondant à mai 10 [1.19] [Tankarana] nom d'un mois antankarana correspondant à septembre 11 [1.14] [Tandroy] nom d'un mois du calendrier agricole traditionnel (correspond à peu près à mai) |
Examples |
12 ny hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy; [2.113#] |
Vocabulary |
13 Time |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 90 ahiahi, ahiahy, haihay, hiahia, hiaiha, ihaiha |
Updated on 2024/10/30 |