|
|
|
|

Entry (1/3)1  havana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty
Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] a friend
5  [1.2] a relation, an alliance. See sakaiza, longo
6  [1.7] a relative, an ally; cf. sakaiza
Explanations in French  7  [1.3, 1.54, 1.8] parent
8  [1.3, 1.8] allié, ami
Examples  9  Be havana koa ianareo izany! [2.442]
10  Tsy manana havana koa, fa izaho irery. [2.332]
11  Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana. [2.298]
12  Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana. [2.48]
Vocabulary  13  Relationships: family
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Analogs  21  sakaiza, sakelika, hazo tapaky ny sampy, halam-patana, razana, razam-be, kazaha, raibe, renibe, ray, reny, zanaka, rahalahy, anadahy, rahavavy, anabavy, rafozana, vinanto, vinantolahy, vinantovavy, anabavin-dray, anadahin-dreny, rahavavin-dreny, rahalahin-dray, zafy, zafin' ny mpirahalahy, zafin' ny mpirahavavy, zafin' ny mpianadahy, zafiafy, zafindohalika, zafinkitrokely, zafimpaladia, zafindria, zafitsitorana, zanak' olompirahalahy, zanak' olo-mpirahavavy, zanak' olo-mpiana dahy, zanak' anadahy, zanak' anabavy, zana-drahalahy, zanadrahavavy, zaodahy, zaobavy
Compound words 
Proverbs  54  Proverbs containing the word havana

Entry (2/3)55  havana
Part of speech  56  noun
Explanations in Malagasy  57  [1.1] Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara
Morphology 
58  Simple :
59  Prefixed :
Derivatives 
60  Relative verbs :

Entry (3/3)61  havana
Part of speech  62  noun
Explanations in Malagasy  63  [1.78] [Taisaka] havanana
Explanations in French  64  [1.82] [Taisaka] droite
Morphology 
65  Simple :
66  Prefixed :
Derivatives 
67  Passive verbs :
68  Relative verbs :

Anagrams  69  avahan, hanava, havana, navaha, vahana

Updated on 2023/05/23