|
|
|
|

Entry1  febroary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980
Explanations in English  4  [3.1] February
Explanations in French  5  [3.1] février
Vocabulary  6  Time
Synonyms  7  fevrie
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  84  Measure of Time

Anagrams  85  febroary, fiborera

Updated on 2024/10/30