Entry atỳ
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [1.1]
Explanations in English Here, not in sight [1.7]
Explanations in French Ici, pas visible [1.8]
Morphology 
Present : atỳ
Past : tatỳ
Future : ho atỳ
Derivatives 
Compound words 
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry aty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [1.1]
Explanations in English The insides of anything; a room [1.7]
Explanations in French  [Tankarana] Intérieur [1.19]
 Intérieur, ce qui est au dedans [1.3]
 L'intérieur, le dedans [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : aty, atiko, atinao, atiny, atintsika, atinay, atinareo, atin', atin-, atim-
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 

Entry aty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [1.1]
Explanations in English The liver [1.7]
Explanations in French  [Tankarana] Foie; poumon [1.19]
 Foie [1.3]
 Le foie [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : aty, atiko, atinao, atiny, atintsika, atinay, atinareo, atin', atin-, atim-
Compound words 
Proverbs 

Entry aty
Part of speech noun
Explanations in French  [Merina] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir atin-kazo. [1.196]
Vocabulary 
Phytonyms 

Entry aty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/05/27