|
|
|
|

Entry (1/2)1  adiny
Root  2 ady
Part of speech  3  noun ady and pronoun
Explanations in Malagasy  4 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adiny roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Explanations in French  5 ady [Tankarana] [1.19]
6 heure [1.5]
Examples  7  adiny firy? (Combien d'heures?) [1.5]
8  adiny roa (Deux heures) [1.5]
9  adiny roa latsaka kely (Presque deux heures) [1.5]
10  adiny roa mahery kely (deux heures et quelque) [1.5]
11  adiny roa marina (deux heures pile) [1.5]
12  adiny roa katroka (deux heures pile) [1.5]
13  adiny roa ngarangidina (deux heures d'affilée) [1.5]
14  adiny roa misesy (deux heures d'affilée) [1.5]
15  adiny roa tsy miato (deux heures d'affilée) [1.5]
16  Antsasak' adiny (Une demi-heure) [1.5]
17  Fahefatr' adiny (Quinze minutes) [1.5]
Vocabulary  18  Time
Synonyms  19 adimpamantaranandro, ora

Entry (2/2)20  adiny
Part of speech  21  noun ady and pronoun
Explanations in Malagasy  22 Ny mafy, ny sarotra, ny manahirana amin' ny raharaha iray: Ny manoro toa mora, fa ny manao no adiny. Mora ny miteny fa ny manao no adiny [1.1]
Explanations in French  23 Le point capital, la difficulté d'une chose, son noeud [1.3]

Anagrams  adiny, 24 diany, 25 idina, 26 inday, 27 India

Updated on 2025/12/23