Entry adina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
Avina, antsafa, ontany, tanitany
Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy
Mitovy hevitra: faka ~ fakafaka ~ fotopototra ~ hadihady ~ karoka ~ karokaroka. ~ savasava ~ sikotra ~ taratara [1.1]
Explanations in English Examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2]
 A question, an examination [1.7]
Explanations in French Question, examen [1.3, 1.8, 1.5]
 Information [1.5]
Examples eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena. [2.314]
Morphology 
Simple : adina, adiko, adinao, adiny, adintsika, adinay, adinareo, adin', adin-, adim-, adi-
Derivatives 
Synonyms adinadina
Compound words 

Entry adiña
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [1.78]
Synonyms mady

Entry Adina
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Adina [2.996]
Explanations in French Adîn [2.996]
Examples ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; [2.996]
Vocabulary 
Biblical quotes 
Articles 

Entry Adina
Part of speech noun
Local names 
Adina microcephala sangandrato, sidindranto, sohy, sorindranto, tsohihy
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11