Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
miray hina
Part of speech
locution
Elementary words
miray
,
hina
Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana
Mitovy hevitra:
iray donak' afo
~
iray erik' andro
~
iray fileovana
~
iray kondokondo
~
iray petsapetsa
~
iray tafasiry
~
iray vezovezo
~
izay iray vatsy iray aina
~
mifanakona
~
mifanampy
~
mifanao valin-tanana
~
mifanohana
~
mifanohantohan-tsy ho lavo
~
mifarimbona
~
mikambana
~
misalahy
~
mitambatra
~
mivondrona
[
1.1
]
To be of one accord
[
1.7
]
être d'accord, unir ses efforts
[
1.8
]
Examples
1
Tsy dia
niray hina
loatra.
[
2.366
]
2
ary ny Mpiray Saotra,
miray hina
lalandava.
[
2.245
]
3
Toa mifankatia sy
miray hina
ny mpiara-monina!
[
2.270
]
Updated on 2023/09/10