| Entry |
mikambana
(kambana)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Jumelé [1.13]
|
|
| Entry |
mikambana
(kambana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitambatra: Hikambana anio ny mpianatra amin' ny lakilasy roa fa tsy misy mpampianatra ~ Ao Ankomotro no mikambana Ikopa sy i Betsiboka Miady, mikaona: Mikambana tsara ny rafitr' ity varavarana ity Miray: Natao sesitany daholo ireo nikambana tamin' ny VVS Miaraka be; miray fo, hevitra: Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka [1.1]
|
| | To be united; to come together [1.7]
|
| | S'unir [1.3, 1.8]
|
| | Se réunir, être réuni, se joindre, être joint, s’ajuster, être ajusté, être ensemble, faire partie d’une compagnie, être membre d’une société. [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Eto no mikambana ny renirano roa (Les deux rivières se réunissent ici)
[1.3]
|
| 2 | Hikambana hanao matso ny miaramila rehetra amin'ny alakamisy (Jeudi tous les soldats se réuniront pour la revue)
[1.3]
|
| 3 | Mikambana tsara ny rafitr’ io varavarana io (Les planches de cette porte sont bien jointes, bien ajustées)
[1.3]
|
| 4 | Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka (Les officiers s’unirent pour renverser le souverain)
[1.3]
|
| 5 | Nikambana tamin’ny namana ratsy izy ka simba (Il s’est uni avec de mauvais camarades et a été ainsi gâté)
[1.3]
|
| 6 | Mikambana ao anatin’ ny vata ny akanjo rehetra (Tous les habits sont ensemble dans la malle)
[1.3]
|
| 7 | Mikambana amin' izany fikambanana izany izahay (Nous faisons partie de cette compagnie)
[1.3]
|
| 8 | Nikambana hanao varotra izy folo lahy (Ces dix individus se sont unis pour le commerce, ont formé une compagnie commerciale)
[1.3]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mikambana |
| Past : |
nikambana |
| Future : |
hikambana |
| Imperative : |
mikambàna |
|
|
| Entry |
mikambàna
(kambana)
|
| Part of speech | imperative of active verb mikambana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|