| Entry |
mifanakona
(takona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy [1.1]
|
| | Used in the sense of Mifamonjy. See vonjy
[1.2]
|
| Examples | Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be.
[2.445]
|
| Morphology |
| Present : |
mifanakona |
| Past : |
nifanakona |
| Future : |
hifanakona |
| Imperative : |
mifanakòna |
|
|
| Entry |
mifanakòna
(takona)
|
| Part of speech | imperative of active verb mifanakona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|