| Entry | mitambatra (tambatra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mikambana: Mitambatra ao anatin' ity vata ity ny akanjonao Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity Miharo: Misy hatramin' ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin' ity efitrano ity [1.1] | |||||||||
| Tsy misaratsaraka [1.13] | |||||||||
| To join, to be together [1.7] | |||||||||
| être joint; être réunis: être additionné [1.8] | |||||||||
| En bloc [1.13] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|