| Entry | miray (iray) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mikambana: Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an' ireny aho Miombona zavatra tokana: Miray trano Rakoto sy ny zaodahiny (io hevitra io no hita amin' ny fombam-pitenenana maro toy ny hoe: miray hevitra, miray saina, miray tetika, miray fo, miray asa, miray dia...) Mikambana amin' ny fanambadiana Manao tokantranomaso, izany hoe miara-mitoetra tsy araka ny fanambadiana ara-dalàna: Efa telo tanàna izy roa ireo no niray [1.1] | |||||||||
| Mivady [1.13] | |||||||||
| See Iray [1.2] | |||||||||
| To be united; to be of one mind [1.7] | |||||||||
| S'unir, être unis; être d'accord [1.8] | |||||||||
| S'accoupler [1.13] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/09/10 |
|