| Entry | iray petsapetsa | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | iray, petsapetsa | |
| Enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana Olona iray foko Olona miray tetika [1.1] | ||
| Of the same social level; united [1.7] | ||
| Au même niveau de la société [1.8] | ||
| Examples | Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
[2.471] | |
| Updated on 2023/04/16 |
|