| Entry | mihinana (hinana) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1] | |||||||||
| To eat; to use up; to embezzle funds [1.7] | |||||||||
| Manger; consommer; détourner des fonds [1.8] | |||||||||
| [Sakalava-Mayotte] [ mihinaña ] Manger [1.405] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mihinàna (hinana) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mihinana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|