| Entry |
manendry
(tendry)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany [1.1]
|
| | Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy [1.1]
|
| | (na manandry) Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona
[1.1]
|
| | Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny [1.1]
|
| | To appoint, to fix [1.2]
|
| | Toucher du doigt, de la main [1.3]
|
| | Désigner, indiquer, choisir, fixer [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
manendry |
| Past : |
nanendry |
| Future : |
hanendry |
| Imperative : |
manendre |
|
|