|
|
|
|

Entry mitelina (telina)
Part of speech active verb
 Managorodana na mamarina any an-tenda: Mitelina vary [1.1]
 To swallow [1.7]
 Avaler [1.3, 1.8]
Examples 
1Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny mitelina. [2.424]
2tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa mitelina ihany. [1.406]
3Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka mitelina ny otan' ny sasany. [2.285]
Morphology 
Present : mitelina
Past : nitelina
Future : hitelina
Imperative : mitelema

Updated on 2025/01/20