| Entry | hinana (hana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana [1.1] | ||
| [1.12] | ||
| [1.3] | ||
| Examples | ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy.
[2.59] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2024/07/25 |
|