| Entry | mipaka (paka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin' ity farafara ity Tonga hatramy..., mikasika ny...: Aza atao mipaka amin' ny valindrihana ny boky fa ratsy endrika Midona: Nipaka tamin' ny zoron-databatra ny vilia ka vaky Miady: Nipaka Isambilo sy Ibalita ka nitangoronan' ny mpianatra Mandritra ny... manontolo: Telo taona mipaka izy no tany Nosibe [1.1] | |||||||||
| Examples | Hatr' amy ny lapa-bolana mipaka dia naneky izy.
[2.48] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mipakà (paka) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mipaka | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|