|
|
|
|

Entry iva
Part of speech adjective
 Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho
Reraka dia reraka: Efa iva ny ain' ny marary; 2) tsy ambony: Iva toetra iny olona iny [1.1]
 Low [1.7]
 Bas [1.8, 1.13]
Antonyms 
Analogs  fohy ~ botry ~ zeny ~ bozeny ~ botetaka ~ iva dia iva ~ misafosafo amin' ny tany ~ mirefarefa amin' ny tany ~ kely ~ boteta

Entry iva
Part of speech Unspecified
  [Bara] [1.78]
Derivatives 

Entry Iva
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Ivah [2.996]
 Ivva [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Avà

Updated on 2023/10/23