| Entry | avo | |
| Part of speech | adjective | |
| Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1] | ||
| High [1.2, 1.7] | ||
| Lofty, eminent. See abo, ambo [1.2] | ||
| Haut, élevé [1.8] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | abo ~ ambo | |
| Antonyms | iva | |
| Updated on 2023/04/22 |
|