| Entry |
ava
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsimisaraka]
Tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [1.78]
|
| | [Tanala]
[1.78]
|
| | Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [1.1]
|
| | Weeding [1.7]
|
| | Sarclage [1.8]
|
|
| Entry |
ava
|
| Part of speech | noun
|
| | Ambany; toerana idinan'ny rano
mikoriana avy any ambony na "erà" [1.1]
|
| Examples | fa raha avy erỳ an' ava kosa no mipoitra ny ra, dia sariho, fa matiko ny mamba.
[1.406]
|
| Antonyms |
|
| Entry |
Avà
|
| Part of speech | name (biblical)
|
| | Ivah [2.996]
|
| | Ivva [2.996]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
|