| Entry | zeny | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| Fohy kely, iva dia: Olona zeny (Jereo bozeny) [1.1] | |||||
| Botrikely, iva dia iva nefa tsy mahia loatra. Teny mitovy hevitra: bozeny [1.62] | |||||
| Dwarfish [1.7] | |||||
| Rabougri [1.3, 1.8, 1.5] | |||||
| Nain; chétif [1.3] | |||||
| Examples |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | zeny | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Dwarf [1.7] | |||||
| Nain [1.8, 1.5] | |||||
| Updated on 2021/01/16 |
|