| Entry |
botry
|
| Part of speech | noun
|
| | Lakana lehibe izay misy voizina na entin' ny lay na mandeha amin' ny herin' ny milina [1.1]
|
| | [Provincial]
A boat [Eng. boat] [1.2]
|
| | A schooner used in coastal trade (west coast) [1.7]
|
| | [Tankarana]
Navire à voiles non ponté. [1.19]
|
| | Goélette ou boutre arabe de la côte ouest [1.8]
|
| Vocabulary |
| Quotes |
|
| Entry |
botry
|
| Part of speech | adjective
|
| | Fohy, zeny, tsy mitombo intsony: Hazo botry. / Zazavavy botry kely Tsy manana, lany harena, rava, fananana: Izao vao tena botry Rakoto fa lany matin' ny ramoretaka ireo kisoa roa hany sisa nompiany [1.1]
|
| | Stunted, dwarfish [1.7]
|
| | Rabougri, chétif [1.8]
|
| | Rabougri, comme la végétation des sommets montagneux, sur sols squelettiques:
Hazo botry (un arbre rabougri, souffreteux, chétif). [1.196]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
botry
|
| Part of speech | noun
|
| | Nom d'une espèce de riz de montagne ( vary botry). Elle a l'avantage d'être peu exigeante.
[1.196]
|
| Vocabulary |
|