|
|
|
|

Entry fohy
Part of speech adjective
 Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao
Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay... [1.1]
 Short [1.7]
 Court [1.3, 1.8]
 Bref, laconique, petit [1.3]
Examples 
1fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy. [2.4]
2tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [2.472]
3fohy io zazalahy io (ce garçon est petit) [1.3]
4fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant) [1.3]
Derivatives 
Antonyms 

Entry fohy (foka)
Part of speech imperative of passive verb fohina [Full list]
Examples 
1fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs) [1.3]
2fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque) [1.3]

Updated on 2025/04/17