|
|
|
|

Entry fatratra
Part of speech adverb [Full list]
 Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra ianao izany ~ Fatra-panao kitoatoa izy [1.1]
 Diligently, incessantly, importunately, earnestly, extremely, decidedly. This word is often pronounced fafatra. It is much used in compound words. [1.2]

Entry fatratra
Part of speech adjective
 Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany
Mitovy hevitra: ary fenitra ~ babantany ~ babany ~ baka lany sahaza ~ by ~ fanaperana ~ farafarampony ~ isafatsiroa ~ kanto ~ lalina ~ lani-datsaka ~ lavorary ~ mafotaka ~ manga ~ mangidy vato ~ mantsalay ~ marihitra ~ maty paika ~ ngita ~ tanteraka ~ tapitra efatra ~ tapitra ohatra ~ tokana aman-tany ~ tomombana ~ tonga lafatra ~ tontosa ~ tsy manam-paharoa ~ tsy manantsahala ~ tsy misy toa azy ~ tsy misy tomika ~ tsy roa aman-tany [1.1]
 Great, amazing [1.7]
Derivatives 

Entry fatratra
Part of speech adjective
 Hard [1.2]
  [Tankarana] Solide, fort, ferme. [1.19]
Synonyms fafatra

Entry fatratra
Part of speech noun
 Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatany, tsy ilana rindrany [1.1]
 [root] [1.2]
 Action de presser sur la mesure, sur le contenu, de fourrer, de bourrer, de lancer un coup [1.3]
Derivatives 

Updated on 2023/07/29