|
|
|
|

Entry tokana aman-tany
Part of speech locution
Elementary words tokana, amana, tany
 Enti-milaza hatsarana tsy misy mitovy aminy
Mitovy hevitra: safatsiroa aman-tany ~ tapitra efatra ~ tapitra ohatra ~ tsy manam-paharoa ~ tsy misy toa azy [1.1]

Updated on 2023/05/21