|
|
|
|

Entry kanto
Part of speech adjective
 Tena fatratra amin' ny hatsarana na ny tarehy, na ny bika, na ny fahaizana, na ny fahalalana (amin' ny zavatra tsara mandrakariva no ampiasana ity teny hoe kanto) [1.10]
 Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto. [1.1]
 Well done, attractive [1.7]
 Magnifique [1.3, 1.5]
 Habile, étonnant, extraordinaire, surprenant [1.3]
 Bien travaillé, admirable [1.8]
 Beau [1.5, 1.13]
 Agréable, splendide [1.13]
Examples 
1Hono ry Iketaka ambony vavahady
inona no kanto maizina indrindra?
[2.131]
2Ny hantahantam-pihavanana: fifamalifaliana kanto! [2.296]
3Mpanompo kanto izy, hoy ilay fitene-nana efa mahazatra. [2.285]
4Manindrahindra soa amin' ny vava miteny mahay miteny kanto. [2.245]
5Tanàna kely vao niorina, misy trano kanto sy voavoly voninkazo mahafinaritra no mahavariana ny masony. [2.470]
Derivatives 

Updated on 2023/10/24