| Entry | mifatratra (fatratra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby [1.1] | |||||||||
| Lying close, put close together. [1.2] | |||||||||
| Examples | Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !...
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2012/08/02 |
|