|
|
|
|

Entry tsy roa aman-tany
Part of speech locution
Elementary words tsy, roa, amana, tany
Allegation Word or locution seen in: fanaperana ~ fatratra
Examples 
1Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao. [2.470]
2Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony. [2.472]

Updated on 2023/11/24