| Entry |
tsofoka
|
| Part of speech | noun
|
| | Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
|
| | Tsirinteny atsofoka ao anelanelan'ny fototeny ka mampihena na mampitombo ny heviny [1.13]
|
| | Les principaux infixes qui entrent dans la composition des racines secondaires sont:
| ~ar~ | tsarapaka, karepoka |
|
~in~ | hinana, finaritra |
|
~om~ | homehy, tomany |
|
~or~ | tsoropaka, ngorodona |
Autres infixes:
[1.12]
|
| | Infixe [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples | Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko.
[2.643]
|
| Synonyms | |
| Analogs |
tovona ~
tovana ~
tsirinteny ~
tsirinteny sara-droa |
| Tables and plates |
|
|
| Entry |
tsofoka
|
| Part of speech | noun
|
| | Fidirana ao anatin' ny...; fandrosoana ho ao afovoan' ny... [1.1]
|
| | Encastrement [1.13]
|
| Derivatives |
|