|
|
|
|

Entry mitsofoka (tsofoka)
Part of speech active verb
 Miditra ao anatin' ny...: Nitsofoka tamin' io trano io izy
Misisika: Nitsofoka tao ampovoan' ny vahoaka ilay mpangalatra dia tsy hita intsony izay nalehany
Miditra, mitsabaka: Aza mba mitsofoka amin' io raharaha io ianao sao ho sahirana [1.1]
 Miditra lalina [1.13]
 Pénétrer, s'introduire [1.13]
Examples 
1Tsy sahy nitsofoka elakela-trano loatra izahay roa lahy fa malaza ho tia tsatok' antsy ny Somaliana. [2.471]
2Izay tsy te hanao izany, dia mitsofoka haingana any an-trano, na mandositra lavitra nylalana raha any an-tsaha. [2.472]
Morphology 
Present : mitsofoka
Past : nitsofoka
Future : hitsofoka
Imperative : mitsofoha

Updated on 2023/01/20