| Entry | atsofoka (tsofoka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|