| Entry | fitsofohana (tsofoka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fidirana ao anaty zavatra ka etiety ny fidirana ao: Ny fitsofohana ao anaty zohy. / Ny fitsofohan' ny tongotra ao anaty kiraro Fisisihana: Ny fitsofohany tao anatin' ny vahoaka no tsy nahitana azy Fiditridirana amin' ny zavatra mikasika ny sasany, fitsabahana: Tsy rariny izao fitsofohanao amin' ny raharahan-tokantranonay izao [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|