| Entry |
N n
 |
| Part of speech | noun (symbol)
|
| | Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
|
| | Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache
et la dizième des consonnes. [1.3]
|
| Analogs |
abidỳ |
| Tables and plates |
|
| Article |
| Illustrations |
|
|
| Entry |
-n-
|
| Part of speech | particule
|
| | Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na
mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny
tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy
izao izany: atovana amin'ny
anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon'
olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1]
|
|
| Entry |
N
 |
| Part of speech | noun (symbol)
|
| | Azôty na
nitirôzenina.
Singa mietona, fahafito amin'ny
fisokajiana miherina.
[3.1]
|
| | Nitrogen [3.1]
|
| | Azote [3.1]
|
| Vocabulary |
| Tables and plates |
|
|