| Entry |
tohana
|
| Part of speech | noun
|
| | Zava-miaro tsy hianjera: Asivo tohana ity rindrina ity sao mianjera Andry iankinana, fiankinana, kiady: Izy no tohan' ny fianakaviany [1.1]
|
| | A support, a prop [1.7]
|
| | Support, soutien [1.3, 1.8]
|
| | étai, appui, pilier, tuteur, pièce servant de contrefort, les chevalets du valiha, du violon Figuré: opposition, assistance, secours, protection, défense [1.3]
|
| Examples |
| 1 | fa raha ataonao tsara tohana ireny, tsy mba haniry haolo ianao.
[2.298]
|
| 2 | Nahazo tohana betsaka tamin' ireo Zanamalata (na metisy) namany koa izy.
[2.508]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tohana
|
| Part of speech | noun
|
| | Tsy fivalanana [1.1]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tohana
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
tohotra, nonon'omby
[1.78]
|
|
| Entry |
tòhaña
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sihanaka]
fefy
[1.78]
|
|