|
|
|
|

Entry fitohanana (tohana)
Part of speech noun
 Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an' ny zazakely
Fiankinana: Asivy fitohanana itỳ zanakazo itỳ fa mita hitolefika [1.1]
 L’action de s'appuyer sur, l'étai, l’aide, le lieu, le motif [1.3]

Updated on 2021/02/04