| Entry | fanohanana (tohana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanasiana tohana, zavatra hiaro tsy hirona: Ho sarotra ny fanohanana io tamboho io tsy hianjera Fanakanana, fanoherana: Saika hovidiko io tany io, saingy nisy nanao fanohanana Fanampiana, famonjena: Tsy vita itỳ sekoly itỳ raha tsy nisy ny fanohanan' ny zanaka am-pielezana [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|