|
|
|
|

Entry fanohana (tohana)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera
Azo tohaina [1.1]
Examples Olona fatra-panohana ny mahantra izy [1.1]

Entry fanohana (toha)
Part of speech noun
 Fanakanana, fanoherana [1.1]
 Singa mametra ny fikorisan'ny piesy iray [1.13]
 Butée [1.13]

Updated on 2023/01/20