|
|
|
|

Entry fitohana (tohana)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, zavatra iankinana: Tsy toy izao velively ny fomba fitohan' ny voninkazo amin' ny rindrina
Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, misy zavatra manakana: Ny fitohan' ny rano any irà no mahakely ny rano manondraka ny tanimbolintsika [1.1]

Entry fitohana (tohana)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona mitohana, izany hoe maharitra fotoana elaela tsy mivalana [1.1]

Entry fitohana (toha)
Part of speech noun
 Fitadiavana (remby, zaha) [1.1]

Updated on 2023/01/20