|
|
|
|

Entry manohana (tohana)
Part of speech active verb
 Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana
Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso?
Manampy, mamonjy [1.1]
 To support, to prop up [1.7]
 étayer, soutenir [1.8]
Examples Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy. [2.470]
Morphology 
Present : manohana
Past : nanohana
Future : hanohana
Imperative : manohàna

Entry manohàna (tohana)
Part of speech imperative of active verb manohana [Full list]
  [1.1]

Updated on 2023/01/20