|
|
|
|

Adimizana
Entry sikidy
Part of speech noun
 Fahaizana mampahalala ny ho avy na manazava ny antony nisian-javatra iray amin' ny alalan' ny fandaharana voan-tsaramaso na voan-kily, izay sarotra dia sarotra ho an' ny tsy niofana amin' izany. Misy karazany roa ny sikidy, dia ny sikidy joria ary ny sikidy alanana [1.1]
 The rite of divination [1.7]
 Cléromancie : le sikidy, appelé sikily en dialecte côtier, est l'art divinatoire par excellence. Son nom est dérivé de l'arabe "shikl" qui signifie figure de géomancie. [2.74]
 Rite de divination [1.8]
 Art de la divination par la disposition des graines. Sur la pratique du sikidy, on peut consulter Tantaran'ny Andriana, Traduction française de l'Académie Malgache, Tome 1er, p. 157-170 (1974) [1.196]
 Sept noms se rencontrent à la fois dans le vintana et le sikidy: adalo, adimizana, alahasaty, alakaosy, alakarabo, alohotsy, asombola [3.1]
 
A V A R A T R A
 
 
A
N
D
R
E
F
A
N
A

A
T
S
I
N
A
N
A
N
A
 
A T S I M O
   

Vocabulary  Examples 
1Tsy misy natao akoho sikidy tsy hambanam-by. [2.69]
2Tamin' ny Vazimba, hono, no niandohan' ny sikidy. [1.437]
Derivatives  Other spellings  sikily Analogs  adibijady ~ adikasajy ~ adinkisa ~ aditsimay ~ ajale ~ akabo ~ alaizany ~ alanana ~ aliziny ~ asoralahy ~ asoravavy ~ dovy ~ fahasivy ~ fahatelo ~ fahatelobe ~ fahavalo ~ filana ~ fohafoha ~ jama ~ joria ~ molahidy ~ odovy ~ ontany ~ safaray ~ saily ~ soro ~ tale ~ vontsira Quotes Texts mentioning that word
Article Randzavola: sikidy ao amin' ny Baiboly
 
 
Updated on 2026/02/18