| Entry | joria | |
| Part of speech | noun | |
| Karazan-tsikidy izay toy izao ny fametraka ny voa aminy; apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy [1.1] | ||
| Analogs | sikidy | |
| Quotes | Texts mentioning that word | |
| Updated on 2009/02/23 |
|